Saram-pianarana ho an'ny taom-pianarana 2024-2025
Ny "Droit d'inscription" dia Ar 15.000 ($3.3).
Tsy mandoha "droit" ny ankizy rehetra miditra "classe de 6 ème".
Ireto manaraka ireto ary ny saram-pianarana isam-bolana :
6 ème: Ar 8.000 ($ 1.8)
5 ème: Ar 9.000 ($ 2)
4 ème: Ar 10.000 ($ 2.2)
3 ème: Ar 12.000 ($ 2.7)
Seconde: Ar 13.000 ($ 2.9)
Première: Ar 15.000 ($ 3.3)
Terminale: Ar 15.000 ($ 3.3)