Fanatsidihana ny fikirakirana solosaina no tena tanjona
Ny tanjonay dia ny hampianatra informatique de base ho an'ny mpianatra ampy ho entin'izy ireo mitady asa raha toa ka tsy afaka manohy fianarana intsony izy ireo.
Momba ny vina
Fanombohany
The Mbola vao ho atsangana ny computer lab saingy efa natsidik'i Monsieur Ranaivomanana Fy kosa, tamin'ny alalan'ny laptop-ny manokana ny asa.
Arak'asa
Mbola ho hita.
Tohana
Ahafahanay manomboka, ny lab dia mila:
ny trano hitahirizana ireo solosaina,
fitaovana: laptop(s)/solosaina, imprimante, projecteur(s), boky, ary tsaoka,
vola hanakaramana ny mpampianatra sy ho an'ny fikojakojana ny fitaovana.
Raha resy lahatra amin'ny asa ataonay ianao ka liana ny hanohana izany asa izany dia afaka manao izany ato.
Ny fanohananao dia manova ny fiainan'ireo tsy afa-manoitra ary isaoranay indrindra ny fandraisanao anjara amin'izany.
Hanohana
Fampianarana informatique de base ao amin'ny Mamelasoa High School
