Manatsara ny fahaizan'ny mpianatra Maths sy Physiques

This Izahay dia manome cours maimaim-poana izay irariana hanampy ny mpianatra hanala BEPC sy hanala Bacc. Mifantoka tanteraka amin'ny Mathematiques sy Physiques izany. Io cours io dia misokatra ho an'ny rehetra, eny fa na dia ho an'ny mpianatra ivelan'ny Mamelasoa High School ary.

Momba ny vina

Fanombohana

The Ny fianarana dia nanomboka tamin'ny 29 Janoary 2023 ary mbola mitohy isan-taona, isaky ny Sabotsy maraina amin'ny 7:30 maraina ka hatramin'ny 9:30.

Ekipa

I Andriamatoa Ranaivomanana David, izay tompon'ny sekoly Mamelasoa High School no mampanao ny cours amin'izao fotoana izao.

Mr David

Hanohana

Raha resy lahatra amin'ny asa ataonay ianao ka liana ny hanohana izany asa izany dia afaka manao izany ato.

Ny fanohananao dia manova ny fiainan'ireo tsy afa-manoitra ary isaoranay indrindra ny fandraisanao anjara amin'izany.

Cours Maths sy Physiques maimaim-poana

“Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto.”

― Ohabolana Malagasy