Mitondra fiovana ny fanampianao
Fanampiana
Azonao atao tsara ny manampy anay hizara fanabeazana ara-dalana sy manaraka ny fenitra ianao, fanabeazana tsy manavaka saranga ary manokatra lalana ho an'ny tanoran' ny Commune rurale Ambatofotsy Gara, Madagasikara. Raha te-hanohana anay amin'ny ankapobeany ianao na misy vina manokana tianao hotohanana dia azonao aterina ao amin'ny banky, na alefa Paypal, na Orange money voalaza etsy ambany izany. Azonao atao ihany koa ny misafidy izay mpianatra tianao hotohanana. Tsarovy fa tsy vola ihany no afaka hanampianao anay fa izay azonao zaraina dia raisinay an-tanan-droa.
Banque: BNI Madagascar
Numero de compte: 73504920001
IBAN: MG4600005
Bank Identifier Code (BIC): CLMDMGMG
Code banque: 00005
Code guichet: 00001
Cle RIB: 96
Beneficiaire: RANAIVOMANANA Valimbavaka Hosana
Compte bancaire
Orange money
Operateurr: Orange money
Numero: +261 32 62 038 03
Adresse: Lot III N 02 Fiadanana
Cite: Antananarivo
Code postale: 101
Pays: Madagascar
Prenoms: Valisoa Salome
Anarana: RANAIVOMANANA
Paypalme: @VRanaivomanana
Email: hosana@aims.ac.za
Paypal
